plt_tn/num/23/24.md

189 B

mitsangana tahaka ny liom-bavy ny olona...novonoiny

Io andininy io dia sarinteny lava izay miresaka ny fandresen'Israely ireo fahavalony toy ny hoe liona mandevona ny hazany ny Israely.