# mitsangana tahaka ny liom-bavy ny olona...novonoiny Io andininy io dia sarinteny lava izay miresaka ny fandresen'Israely ireo fahavalony toy ny hoe liona mandevona ny hazany ny Israely.