plt_tn/num/23/16.md

16 lines
550 B
Markdown

# nametraka hafatra teo am-bavany
Ny hafatra dia resahina toy ny hoe zavatra izay nataon'Andriamanitra tao am-bavany. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 22:38. DH: "nilaza taminy izay holazaina"
# Hoy Izy
"Dia hoy i Yaveh"
# Balaka, ary mandrenesa....Mihainoa ahy, ianao ry zanak'i Zipora
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanindriana fa tena manan-danja ho an'i Balaka ny hihaino izany.
# zanak'i Zipora
Io dia manondro an'i Balaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.