plt_tn/num/23/16.md

550 B

nametraka hafatra teo am-bavany

Ny hafatra dia resahina toy ny hoe zavatra izay nataon'Andriamanitra tao am-bavany. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 22:38. DH: "nilaza taminy izay holazaina"

Hoy Izy

"Dia hoy i Yaveh"

Balaka, ary mandrenesa....Mihainoa ahy, ianao ry zanak'i Zipora

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanindriana fa tena manan-danja ho an'i Balaka ny hihaino izany.

zanak'i Zipora

Io dia manondro an'i Balaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.