# nametraka hafatra teo am-bavany Ny hafatra dia resahina toy ny hoe zavatra izay nataon'Andriamanitra tao am-bavany. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 22:38. DH: "nilaza taminy izay holazaina" # Hoy Izy "Dia hoy i Yaveh" # Balaka, ary mandrenesa....Mihainoa ahy, ianao ry zanak'i Zipora Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanindriana fa tena manan-danja ho an'i Balaka ny hihaino izany. # zanak'i Zipora Io dia manondro an'i Balaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.