plt_tn/num/23/01.md

12 lines
300 B
Markdown

# Balaka
Io dia mpanjakan'i Moaba. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.
# manomàna ombilahy fito sy ondry fito
"mamonoa ombilahy fito sy ondry fito ho sorona"
# Mijoroa eo amin'ny fanatitra doranao dia handeha aho
"Mijanòna eto miaraka amin'ny fanatitra doranao ary handeha lavitra aho"