# Balaka Io dia mpanjakan'i Moaba. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2. # manomàna ombilahy fito sy ondry fito "mamonoa ombilahy fito sy ondry fito ho sorona" # Mijoroa eo amin'ny fanatitra doranao dia handeha aho "Mijanòna eto miaraka amin'ny fanatitra doranao ary handeha lavitra aho"