plt_tn/num/23/01.md

300 B

Balaka

Io dia mpanjakan'i Moaba. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.

manomàna ombilahy fito sy ondry fito

"mamonoa ombilahy fito sy ondry fito ho sorona"

Mijoroa eo amin'ny fanatitra doranao dia handeha aho

"Mijanòna eto miaraka amin'ny fanatitra doranao ary handeha lavitra aho"