plt_tn/num/20/07.md

8 lines
236 B
Markdown

# eo imason'izy ireo
Eto ny hoe "imason'izy ireo" dia manambara ny fahitan'ny vahoaka izay ataon'i Mosesy. DH: "raha mijery anao izy ireo"
# avy teo anoloan'i Yaveh
Io dia manambara ny lain'i Yaveh. DH: "avy ao amin'ny lain'i Yaveh"