# eo imason'izy ireo Eto ny hoe "imason'izy ireo" dia manambara ny fahitan'ny vahoaka izay ataon'i Mosesy. DH: "raha mijery anao izy ireo" # avy teo anoloan'i Yaveh Io dia manambara ny lain'i Yaveh. DH: "avy ao amin'ny lain'i Yaveh"