plt_tn/num/20/07.md

236 B

eo imason'izy ireo

Eto ny hoe "imason'izy ireo" dia manambara ny fahitan'ny vahoaka izay ataon'i Mosesy. DH: "raha mijery anao izy ireo"

avy teo anoloan'i Yaveh

Io dia manambara ny lain'i Yaveh. DH: "avy ao amin'ny lain'i Yaveh"