plt_tn/num/19/20.md

792 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny hevitry ny hoe "madio" eto dia manambara ny hoe eken'Andriamanitra.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny hevitry ny hoe "maloto'', "voaloto'', ary "fahalotoana" dia manambara ny hoe tsy eken'Andriamanitra

izany olona izany dia hofongorana

Eto ny teny hoe "hofongorina" dia midika hoe nesorina izay fananany ary nalefa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:13. DH: "Izany olona izany dia tsy maintsy alefa" na "tsy maintsy alefanao izany olona izany"

Tsy nafafy taminy ny rano ho an'ny fahalotoana

DH: "tsy nisy olona namafy ny rano ho an'ny fahalotoana taminy"

ny rano ho an'ny fahalotoana

"rano izay nafafy tamin'ny zavatra maloto mba hanadiovana ireo" na "rano hanadiovan-javatra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 19:11.