plt_tn/num/19/20.md

20 lines
792 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny hevitry ny hoe "madio" eto dia manambara ny hoe eken'Andriamanitra.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny hevitry ny hoe "maloto'', "voaloto'', ary "fahalotoana" dia manambara ny hoe tsy eken'Andriamanitra
# izany olona izany dia hofongorana
Eto ny teny hoe "hofongorina" dia midika hoe nesorina izay fananany ary nalefa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:13. DH: "Izany olona izany dia tsy maintsy alefa" na "tsy maintsy alefanao izany olona izany"
# Tsy nafafy taminy ny rano ho an'ny fahalotoana
DH: "tsy nisy olona namafy ny rano ho an'ny fahalotoana taminy"
# ny rano ho an'ny fahalotoana
"rano izay nafafy tamin'ny zavatra maloto mba hanadiovana ireo" na "rano hanadiovan-javatra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 19:11.