# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny hevitry ny hoe "madio" eto dia manambara ny hoe eken'Andriamanitra. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny hevitry ny hoe "maloto'', "voaloto'', ary "fahalotoana" dia manambara ny hoe tsy eken'Andriamanitra # izany olona izany dia hofongorana Eto ny teny hoe "hofongorina" dia midika hoe nesorina izay fananany ary nalefa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:13. DH: "Izany olona izany dia tsy maintsy alefa" na "tsy maintsy alefanao izany olona izany" # Tsy nafafy taminy ny rano ho an'ny fahalotoana DH: "tsy nisy olona namafy ny rano ho an'ny fahalotoana taminy" # ny rano ho an'ny fahalotoana "rano izay nafafy tamin'ny zavatra maloto mba hanadiovana ireo" na "rano hanadiovan-javatra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 19:11.