plt_tn/num/17/03.md

24 lines
845 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
# tehin'i Levy
Ny anarana hoe Levy eto dia manondro ny fokon'i Levy.
# avy amin'ny fokon-drazany ho an'ny mpitarika tsirairay
Eto ny hoe "-ny" dia manondro ny "mpitarika tsirairay."
# lalàn'ny fanekena
Ny andianteny hoe "lalàn'ny fanekena" dia manondro ny vata izay nihazona ny takelaka izay nanoratana ny lalàn'ny fanekena. DH: "ny fiaran'ny fanekena" na "ny vata izay mihazona ireo lalàn'ny fanekena"
# ny tehin'ny olona izay fidiako dia hitsimoka
"hanomboka haniry eo amin'ny tehin'ny lehilahy izay hofidiako ny vony"
# Hampitsahatra ny fitarainana avy amin'ny vahoakan'Israely, izay ambarany hanoherana anao Aho
Eto ny hoe "fitarainana" dia anarana izay afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "mampitsahatra ny vahoakan'Israely tsy hitaraina ny aminao"