# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # tehin'i Levy Ny anarana hoe Levy eto dia manondro ny fokon'i Levy. # avy amin'ny fokon-drazany ho an'ny mpitarika tsirairay Eto ny hoe "-ny" dia manondro ny "mpitarika tsirairay." # lalàn'ny fanekena Ny andianteny hoe "lalàn'ny fanekena" dia manondro ny vata izay nihazona ny takelaka izay nanoratana ny lalàn'ny fanekena. DH: "ny fiaran'ny fanekena" na "ny vata izay mihazona ireo lalàn'ny fanekena" # ny tehin'ny olona izay fidiako dia hitsimoka "hanomboka haniry eo amin'ny tehin'ny lehilahy izay hofidiako ny vony" # Hampitsahatra ny fitarainana avy amin'ny vahoakan'Israely, izay ambarany hanoherana anao Aho Eto ny hoe "fitarainana" dia anarana izay afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "mampitsahatra ny vahoakan'Israely tsy hitaraina ny aminao"