plt_tn/num/17/03.md

845 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

tehin'i Levy

Ny anarana hoe Levy eto dia manondro ny fokon'i Levy.

avy amin'ny fokon-drazany ho an'ny mpitarika tsirairay

Eto ny hoe "-ny" dia manondro ny "mpitarika tsirairay."

lalàn'ny fanekena

Ny andianteny hoe "lalàn'ny fanekena" dia manondro ny vata izay nihazona ny takelaka izay nanoratana ny lalàn'ny fanekena. DH: "ny fiaran'ny fanekena" na "ny vata izay mihazona ireo lalàn'ny fanekena"

ny tehin'ny olona izay fidiako dia hitsimoka

"hanomboka haniry eo amin'ny tehin'ny lehilahy izay hofidiako ny vony"

Hampitsahatra ny fitarainana avy amin'ny vahoakan'Israely, izay ambarany hanoherana anao Aho

Eto ny hoe "fitarainana" dia anarana izay afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "mampitsahatra ny vahoakan'Israely tsy hitaraina ny aminao"