plt_tn/num/16/47.md

8 lines
254 B
Markdown

# nampidiriny ny ditin-kazo manitra
Ny fanasiana ditin-kazo manitra ao amin'ny fitoeran'afo eto dia manambara ny fandorana izany. DH: "nandoro ditin-kazo manitra izy"
# nitsahatra ny areti-mandringana
DH: "tsy niparitaka intsony ny areti-mandringana"