# nampidiriny ny ditin-kazo manitra Ny fanasiana ditin-kazo manitra ao amin'ny fitoeran'afo eto dia manambara ny fandorana izany. DH: "nandoro ditin-kazo manitra izy" # nitsahatra ny areti-mandringana DH: "tsy niparitaka intsony ny areti-mandringana"