plt_tn/num/16/47.md

254 B

nampidiriny ny ditin-kazo manitra

Ny fanasiana ditin-kazo manitra ao amin'ny fitoeran'afo eto dia manambara ny fandorana izany. DH: "nandoro ditin-kazo manitra izy"

nitsahatra ny areti-mandringana

DH: "tsy niparitaka intsony ny areti-mandringana"