plt_tn/num/15/11.md

550 B

Aoka atao tahaka izany

DH: "Tsy maintsy manao izany ianao"

aoka hatao araka ny voafaritra eto

DH: "Tsy maintsy manao araka ny efa nofaritako ianao"

natao tamin'ny afo

DH: "izay nodoran'izy ireo teo amin'ny alitara"

mba hamokatra hanitra izay ankasitrahan'i Yaveh

"mba hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny mpanompo mahafatra-po izay manolotra sorona dia resahina toy ny hoe mankasitraka ny hanitra manim-pofo avy amin'ny sorona Andriamanitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fanolorana izany"