# Aoka atao tahaka izany DH: "Tsy maintsy manao izany ianao" # aoka hatao araka ny voafaritra eto DH: "Tsy maintsy manao araka ny efa nofaritako ianao" # natao tamin'ny afo DH: "izay nodoran'izy ireo teo amin'ny alitara" # mba hamokatra hanitra izay ankasitrahan'i Yaveh "mba hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny mpanompo mahafatra-po izay manolotra sorona dia resahina toy ny hoe mankasitraka ny hanitra manim-pofo avy amin'ny sorona Andriamanitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fanolorana izany"