plt_tn/num/15/11.md

16 lines
550 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aoka atao tahaka izany
DH: "Tsy maintsy manao izany ianao"
# aoka hatao araka ny voafaritra eto
DH: "Tsy maintsy manao araka ny efa nofaritako ianao"
# natao tamin'ny afo
DH: "izay nodoran'izy ireo teo amin'ny alitara"
# mba hamokatra hanitra izay ankasitrahan'i Yaveh
"mba hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny mpanompo mahafatra-po izay manolotra sorona dia resahina toy ny hoe mankasitraka ny hanitra manim-pofo avy amin'ny sorona Andriamanitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fanolorana izany"