plt_tn/num/14/28.md

379 B

araka ny nolazainareo teo an-tsofiko

"araka ny efa reko nolazainareo"

Hiampatra any an'efitra ny fatinareo

Ny fatin'izy ireo miampatra dia manambara ny fahafatesan'izy ireo. DH: "Ho faty ianareo"

ianareo izay voaisa tamin'ny fanisam-bahoaka

DH: "ianareo izay nisain'i Mosesy tao amin'ny fanisam-bahoaka"

roapolo taona no ho miakatra

"roapolo taona no ho mihoatra"