# araka ny nolazainareo teo an-tsofiko "araka ny efa reko nolazainareo" # Hiampatra any an'efitra ny fatinareo Ny fatin'izy ireo miampatra dia manambara ny fahafatesan'izy ireo. DH: "Ho faty ianareo" # ianareo izay voaisa tamin'ny fanisam-bahoaka DH: "ianareo izay nisain'i Mosesy tao amin'ny fanisam-bahoaka" # roapolo taona no ho miakatra "roapolo taona no ho mihoatra"