plt_tn/num/14/28.md

16 lines
379 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# araka ny nolazainareo teo an-tsofiko
"araka ny efa reko nolazainareo"
# Hiampatra any an'efitra ny fatinareo
Ny fatin'izy ireo miampatra dia manambara ny fahafatesan'izy ireo. DH: "Ho faty ianareo"
# ianareo izay voaisa tamin'ny fanisam-bahoaka
DH: "ianareo izay nisain'i Mosesy tao amin'ny fanisam-bahoaka"
# roapolo taona no ho miakatra
"roapolo taona no ho mihoatra"