plt_tn/num/14/11.md

727 B

Mandra-pahoviana no hanaovan'ity vahoaka ity tsinontsinona Ahy? Mandra-pahoviana no tsy hatokian'izy ireo Ahy, na dia teo aza ireo famantarana...izy ireo?

Mampiasa io fanontaniana io i Yaveh mba hanehoana fa tezitra Izy ary tsy nanana faharetana tamin'ny olona intsony. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Efa nanao tsinontsinona Ahy efa nandritra ny ela tokoa ity vahoaka ity. Tsy natoky Ahy efa nandritra ny ela izy ireo, na dia teo aza ireo famantarana...izy ireo?

tsy hampandova azy ireo

"nanary azy ireo tsy ho vahoakany." Mety manazava izany fa hamotika azy ireo Izy, ary ireo dikan-teny sasany dia mandika io tahaka izany.

hanangana...avy amin'ny fokonao ihany

Eto ny hoe "-nao'' dia manondro an'i Mosesy.