# Mandra-pahoviana no hanaovan'ity vahoaka ity tsinontsinona Ahy? Mandra-pahoviana no tsy hatokian'izy ireo Ahy, na dia teo aza ireo famantarana...izy ireo? Mampiasa io fanontaniana io i Yaveh mba hanehoana fa tezitra Izy ary tsy nanana faharetana tamin'ny olona intsony. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Efa nanao tsinontsinona Ahy efa nandritra ny ela tokoa ity vahoaka ity. Tsy natoky Ahy efa nandritra ny ela izy ireo, na dia teo aza ireo famantarana...izy ireo? # tsy hampandova azy ireo "nanary azy ireo tsy ho vahoakany." Mety manazava izany fa hamotika azy ireo Izy, ary ireo dikan-teny sasany dia mandika io tahaka izany. # hanangana...avy amin'ny fokonao ihany Eto ny hoe "-nao'' dia manondro an'i Mosesy.