plt_tn/num/14/11.md

12 lines
727 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mandra-pahoviana no hanaovan'ity vahoaka ity tsinontsinona Ahy? Mandra-pahoviana no tsy hatokian'izy ireo Ahy, na dia teo aza ireo famantarana...izy ireo?
Mampiasa io fanontaniana io i Yaveh mba hanehoana fa tezitra Izy ary tsy nanana faharetana tamin'ny olona intsony. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Efa nanao tsinontsinona Ahy efa nandritra ny ela tokoa ity vahoaka ity. Tsy natoky Ahy efa nandritra ny ela izy ireo, na dia teo aza ireo famantarana...izy ireo?
# tsy hampandova azy ireo
"nanary azy ireo tsy ho vahoakany." Mety manazava izany fa hamotika azy ireo Izy, ary ireo dikan-teny sasany dia mandika io tahaka izany.
# hanangana...avy amin'ny fokonao ihany
Eto ny hoe "-nao'' dia manondro an'i Mosesy.