plt_tn/num/13/21.md

20 lines
433 B
Markdown

# Sina...Rehoba...Zoana
Ireo dia anaran-toerana.
# efitr'i Sina
Ny teny hoe "Sina" eto dia anaran'efitra Hebreo.
# Ary Hebrona dia efa tafajoro fito taona mialohan'i Zoana any Egypta
DH: "nanangana an'i Hebrona 7 taona mialohan'ny nananganan'ireo Egyptiana an'i Zoana ireo Kananita"
# Ahimana...Sesay...Talmay
Ireo dia anaram-pianakaviambe izay nampitondraina ny anaran'ny razamben'izy ireo.
# Anaka
Io dia anaran-dehilahy.