# Sina...Rehoba...Zoana Ireo dia anaran-toerana. # efitr'i Sina Ny teny hoe "Sina" eto dia anaran'efitra Hebreo. # Ary Hebrona dia efa tafajoro fito taona mialohan'i Zoana any Egypta DH: "nanangana an'i Hebrona 7 taona mialohan'ny nananganan'ireo Egyptiana an'i Zoana ireo Kananita" # Ahimana...Sesay...Talmay Ireo dia anaram-pianakaviambe izay nampitondraina ny anaran'ny razamben'izy ireo. # Anaka Io dia anaran-dehilahy.