plt_tn/num/13/21.md

433 B

Sina...Rehoba...Zoana

Ireo dia anaran-toerana.

efitr'i Sina

Ny teny hoe "Sina" eto dia anaran'efitra Hebreo.

Ary Hebrona dia efa tafajoro fito taona mialohan'i Zoana any Egypta

DH: "nanangana an'i Hebrona 7 taona mialohan'ny nananganan'ireo Egyptiana an'i Zoana ireo Kananita"

Ahimana...Sesay...Talmay

Ireo dia anaram-pianakaviambe izay nampitondraina ny anaran'ny razamben'izy ireo.

Anaka

Io dia anaran-dehilahy.