plt_tn/num/11/13.md

554 B

Aiza no ahitako sakafo omena ity vahoaka rehetra ity?

Mampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hitarainana fa tsy hay atao aminy ny hanome hanina ho an'ny vahoaka rehetra. DH: "Tsy afaka ny hahita sakafo sahaza ireo vahoaka rehetra ireo tokoa aho."

Tsy afaka ny hilanja ireo olona ireo irery aho

Miresaka ny fitarihana sy ny famatsiana ny vahoaka toy ny hoe milanja azy ireo i Mosesy. DH: "Tsy afaka ny hamatsy ireo vahoaka rehetra ireo irery aho"

Be loatra ho ahy izy ireo

Io dia fomba fiteny. DH: "Tena sarotra ho ahy izao andraikitra izao"