# Aiza no ahitako sakafo omena ity vahoaka rehetra ity? Mampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hitarainana fa tsy hay atao aminy ny hanome hanina ho an'ny vahoaka rehetra. DH: "Tsy afaka ny hahita sakafo sahaza ireo vahoaka rehetra ireo tokoa aho." # Tsy afaka ny hilanja ireo olona ireo irery aho Miresaka ny fitarihana sy ny famatsiana ny vahoaka toy ny hoe milanja azy ireo i Mosesy. DH: "Tsy afaka ny hamatsy ireo vahoaka rehetra ireo irery aho" # Be loatra ho ahy izy ireo Io dia fomba fiteny. DH: "Tena sarotra ho ahy izao andraikitra izao"