plt_tn/num/11/13.md

12 lines
554 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aiza no ahitako sakafo omena ity vahoaka rehetra ity?
Mampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hitarainana fa tsy hay atao aminy ny hanome hanina ho an'ny vahoaka rehetra. DH: "Tsy afaka ny hahita sakafo sahaza ireo vahoaka rehetra ireo tokoa aho."
# Tsy afaka ny hilanja ireo olona ireo irery aho
Miresaka ny fitarihana sy ny famatsiana ny vahoaka toy ny hoe milanja azy ireo i Mosesy. DH: "Tsy afaka ny hamatsy ireo vahoaka rehetra ireo irery aho"
# Be loatra ho ahy izy ireo
Io dia fomba fiteny. DH: "Tena sarotra ho ahy izao andraikitra izao"