plt_tn/num/10/17.md

20 lines
541 B
Markdown

# Gersona ... Merary
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io.
# ireo tafika teo ambanin'ny fanevan'ny tobin'i Robena
Io dia manondro ireo tafiky ny foko tao amin'ny fizaran'i Robena: Robena, Simona, ary Gada.
# Elizora zanaka lahin'i Sedeora
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io anaran-dehilahy io.
# Selomiela zanaka lahin'i Zorisaday
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io anaran-dehilahy io.
# Eliasafa zanaka lahin'i Doela
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:12 io anaran-dehilahy io.