plt_tn/num/10/17.md

541 B

Gersona ... Merary

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io.

ireo tafika teo ambanin'ny fanevan'ny tobin'i Robena

Io dia manondro ireo tafiky ny foko tao amin'ny fizaran'i Robena: Robena, Simona, ary Gada.

Elizora zanaka lahin'i Sedeora

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io anaran-dehilahy io.

Selomiela zanaka lahin'i Zorisaday

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io anaran-dehilahy io.

Eliasafa zanaka lahin'i Doela

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:12 io anaran-dehilahy io.