# Gersona ... Merary Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io. # ireo tafika teo ambanin'ny fanevan'ny tobin'i Robena Io dia manondro ireo tafiky ny foko tao amin'ny fizaran'i Robena: Robena, Simona, ary Gada. # Elizora zanaka lahin'i Sedeora Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io anaran-dehilahy io. # Selomiela zanaka lahin'i Zorisaday Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io anaran-dehilahy io. # Eliasafa zanaka lahin'i Doela Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:12 io anaran-dehilahy io.