plt_tn/num/10/03.md

597 B

eo anoloanao

"rehefa eo ianao." Midika izany fa tokony ho eo miaraka amin'ny mpisorona i Mosesy rehefa mitsoka ireo trompetra izy.

ireo mpitarika, ireo lohan'ny fokon'Israely

Ireo andianteny roa ireo dia manondro vondron'olona iray ihany. Eto ny andianteny faharoa dia nampiasaina mba hanoritsoritana ny andianteny voalohany. DH: "ireo mpitarika, izay lohan'ny fokon'Israely"

Rehefa mitsoka famantarana mafy ianareo

Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh, nefa manondro ireo mpisorona izy. Ireo mpisorona no hitsoka ireo trompetra, fa tsy i Mosesy. DH: "Rehefa mitsoka fanairana mafy izy ireo"