# eo anoloanao "rehefa eo ianao." Midika izany fa tokony ho eo miaraka amin'ny mpisorona i Mosesy rehefa mitsoka ireo trompetra izy. # ireo mpitarika, ireo lohan'ny fokon'Israely Ireo andianteny roa ireo dia manondro vondron'olona iray ihany. Eto ny andianteny faharoa dia nampiasaina mba hanoritsoritana ny andianteny voalohany. DH: "ireo mpitarika, izay lohan'ny fokon'Israely" # Rehefa mitsoka famantarana mafy ianareo Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh, nefa manondro ireo mpisorona izy. Ireo mpisorona no hitsoka ireo trompetra, fa tsy i Mosesy. DH: "Rehefa mitsoka fanairana mafy izy ireo"