plt_tn/num/10/03.md

12 lines
597 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# eo anoloanao
"rehefa eo ianao." Midika izany fa tokony ho eo miaraka amin'ny mpisorona i Mosesy rehefa mitsoka ireo trompetra izy.
# ireo mpitarika, ireo lohan'ny fokon'Israely
Ireo andianteny roa ireo dia manondro vondron'olona iray ihany. Eto ny andianteny faharoa dia nampiasaina mba hanoritsoritana ny andianteny voalohany. DH: "ireo mpitarika, izay lohan'ny fokon'Israely"
# Rehefa mitsoka famantarana mafy ianareo
Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh, nefa manondro ireo mpisorona izy. Ireo mpisorona no hitsoka ireo trompetra, fa tsy i Mosesy. DH: "Rehefa mitsoka fanairana mafy izy ireo"