plt_tn/num/08/23.md

12 lines
355 B
Markdown

# Izao rehetra izao dia ho an'ny Levita
"Izao didy rehetra izao dia an'ireo Levita"
# dimy amby roapolo taona
"25 taona"
# Tsy maintsy manatevin-daharana ny antoko mba hanompo ao amin'ny trano-lay fihaonana
Ny teny hoe "antoko'' dia manondro ny olona rehetra miasa ao amin'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 4:1.