plt_tn/num/08/23.md

355 B

Izao rehetra izao dia ho an'ny Levita

"Izao didy rehetra izao dia an'ireo Levita"

dimy amby roapolo taona

"25 taona"

Tsy maintsy manatevin-daharana ny antoko mba hanompo ao amin'ny trano-lay fihaonana

Ny teny hoe "antoko'' dia manondro ny olona rehetra miasa ao amin'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 4:1.