# Izao rehetra izao dia ho an'ny Levita "Izao didy rehetra izao dia an'ireo Levita" # dimy amby roapolo taona "25 taona" # Tsy maintsy manatevin-daharana ny antoko mba hanompo ao amin'ny trano-lay fihaonana Ny teny hoe "antoko'' dia manondro ny olona rehetra miasa ao amin'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 4:1.