plt_tn/num/07/20.md

513 B

lovia volamena milanja sekely folo

Raha ilaina, dia afaka soratana amin'ny mari-pandanjana amin'izao fotoana izao ireo lanja ireo. Jereo ny nandikanao ireo lanja ireo ihany ao amin'ny 7:12. DH: "lovia volamena iray milanja ampahafolo kilao" na "lovia volamena iray milanja 110 grama"

izay herintaona

"izay samy herintaona avy"

Izany no soron'i Netanela zanak'i Zora

"Izany no natolotr'i Netanela zanak'i Zora"

Netanela zanak'i Zora

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:12 io anaran-dehilahy io.