# lovia volamena milanja sekely folo Raha ilaina, dia afaka soratana amin'ny mari-pandanjana amin'izao fotoana izao ireo lanja ireo. Jereo ny nandikanao ireo lanja ireo ihany ao amin'ny 7:12. DH: "lovia volamena iray milanja ampahafolo kilao" na "lovia volamena iray milanja 110 grama" # izay herintaona "izay samy herintaona avy" # Izany no soron'i Netanela zanak'i Zora "Izany no natolotr'i Netanela zanak'i Zora" # Netanela zanak'i Zora Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:12 io anaran-dehilahy io.