plt_tn/num/07/20.md

16 lines
513 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# lovia volamena milanja sekely folo
Raha ilaina, dia afaka soratana amin'ny mari-pandanjana amin'izao fotoana izao ireo lanja ireo. Jereo ny nandikanao ireo lanja ireo ihany ao amin'ny 7:12. DH: "lovia volamena iray milanja ampahafolo kilao" na "lovia volamena iray milanja 110 grama"
# izay herintaona
"izay samy herintaona avy"
# Izany no soron'i Netanela zanak'i Zora
"Izany no natolotr'i Netanela zanak'i Zora"
# Netanela zanak'i Zora
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:12 io anaran-dehilahy io.