plt_tn/num/05/15.md

482 B

ampahafolo

Io dia ampahany iray amin'ny zara folo mitovy.

ampahafolon'ny efaha

Io dia afaka soratana amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao. DH: "ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 2 litatra eo)" na "2 litatra"

fanatitra varin'ny hasarotam-piaro

"fanatitra hohanina ho an'ny hasarotam-piaro"

famantarana ny fahotana

Ny "famantarana" dia zavatra izay maneho zavatra mazava. Eto, dia manao fanatitra mba hamantarana na nijangajanga ny vadiny na tsia izy.