plt_tn/num/05/15.md

16 lines
482 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ampahafolo
Io dia ampahany iray amin'ny zara folo mitovy.
# ampahafolon'ny efaha
Io dia afaka soratana amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao. DH: "ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 2 litatra eo)" na "2 litatra"
# fanatitra varin'ny hasarotam-piaro
"fanatitra hohanina ho an'ny hasarotam-piaro"
# famantarana ny fahotana
Ny "famantarana" dia zavatra izay maneho zavatra mazava. Eto, dia manao fanatitra mba hamantarana na nijangajanga ny vadiny na tsia izy.