# ampahafolo Io dia ampahany iray amin'ny zara folo mitovy. # ampahafolon'ny efaha Io dia afaka soratana amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao. DH: "ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 2 litatra eo)" na "2 litatra" # fanatitra varin'ny hasarotam-piaro "fanatitra hohanina ho an'ny hasarotam-piaro" # famantarana ny fahotana Ny "famantarana" dia zavatra izay maneho zavatra mazava. Eto, dia manao fanatitra mba hamantarana na nijangajanga ny vadiny na tsia izy.